|
|
|
|

Teny iditra1 lohavy
Singan-teny  2loha, 3vy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Soratra mivaingana vita amin' ny metaly, fampiasa amin' ny printy. [1.1#544]
Fanazavàna teny anglisy  [loha vy] 6printer's type. [1.2#396]
7printer's type. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8caractères d'imprimerie. [1.3#409, 1.5.fr#193]
9caractères. [1.8]
10caractère. [1.13]
11fonte. [1.5.fr#193]
Ohatra  12 Rev. Jones sy Rev. D. Griffiths ray aman-dreniny, no nandahatra ny lohavy nampian' ny Vazaha vavy. [2.649#97]
Voambolana  13 Toe-karena: tonta printy, sary
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 lohavy, 16 vilaho, 17 viloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11